<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 5:11 | So they sent and gathered together all the lords of the |
Dia naniraka olona izy ka nanangona ireo andriana rehetra tamin' ny Filistina ka nanao hoe: Ampandehano ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely, ary aoka ho entina ho any amin' ny fitoerany ihany indray izy mba tsy hahafaty antsika sy ny firenentsika; fa nanerana ny tanàna ny horohoron' ny fahafatesana, fa navesatra indrindra tao ny tànan' Andriamanitra. | Ka naniraka olona niantso ny filohan' ny Filistina rehetra izy, ka hoy izy: Alefaso ny fiaran' ny Andriamanitr' Israely, hiverina any amin' izay nitoerany indray mba tsy hahafaty anay sy ny firenenay. | Ils firent convoquer tous les princes des |