<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 4:8 | Woe unto us! who shall deliver us out of the hand of these mighty |
Mahita loza isika! Iza no hamonjy antsika amin' ny tànan' ireo andriamanitra mahery ireo? Ireo no andriamanitra izay namely ny Egyptiana tamin' ny kapoka rehetra tany an-efitra. | Hahita loza isika! Iza no hanafaka antsika amin' ny tànan' ireo andriamanitra mahery ireo? Fa ireo andriamanitra ireo no namely ny Ejipsiana tany an' efitra tamin' izao loza rehetra izao. | Malheur à nous! Qui nous délivrera de la main de ce |