<-
->

1Sm / 1Sam 4:3 And when the people were come into the camp, the elders of Israel said, Wherefore hath the Lord smitten us to day before the Philistines? Let us fetch the ark of the covenant of the Lord out of Shiloh unto us, that, when it cometh among us, it may save us out of the hand of our enemies. Ary rehefa tonga tany an-toby ny olona, dia hoy ny loholon' ny Isiraely: Nahoana no, namely antsika teo anoloan' ny Filistina Jehovah androany? Andeha halaintsika avy any Silo ho eto amintsika ny fiaran' ny faneken' i Jehovah, ka raha tonga eto amintsika izany, dia hamonjy antsika amin' ny tanan' ny fahavalontsika. Niverina tany an-toby ny olona, ary hoy ny loholon' Israely: Nahoana Iaveh no namely antsika teo anoloan' ny Filistina androany? Andeha hoentina hankaty amintsika avy any Silao ny fiaran' ny faneken' ny Tompo; aoka ho tonga eo afovoantsika sy hanafaka antsika amin' ny tànan' ny fahavalontsika izy. L' armée revint au camp et les anciens d' Israël dirent : " Pourquoi Yahvé nous a-t-il fait battre aujourd' hui par les Philistins ? Allons chercher à Silo l' arche de notre Dieu, qu' elle vienne au milieu de nous et qu' elle nous sauve de l' emprise de nos ennemis. "