<-
->

1Sm / 1Sam 4:21 And she named the child Ichabod, saying, The glory is departed from Israel: because the ark of God was taken, and because of her father in law and her husband. Dia nataony hoe Ikaboda ny anaran' ny zaza; fa hoy izy: Afaka ny voninahitry ny Isiraely, satria efa lasan-ko babo ny fiaran' Andriamanitra, sady efa maty koa ny rafozany sy ny vadiny. Nataony hoe Ikaboda no anaran' ny zaza fa hoy izy: Efa voaesotra amin' Israely ny voninahitra noho ny nahalasanan-ko babo ny fiaran' Andriamanitra sy ny nahafatesan' ny rafozany sy ny vadiny. Elle appela l' enfant Ikabod, disant : " La gloire a été bannie d' Israël ", par allusion à la prise de l' arche de Dieu, et à son beau-père et son mari.