<-
->

1Sm / 1Sam 30:9 So David went, he and the six hundred men that were with him, and came to the brook Besor, where those that were left behind stayed. Dia lasa Davida sy ny enin-jato lahy izay nanaraka azy ka tonga teo amin' ny renirano Besora, ary teo no nijanonan' ny sasany. Dia niainga Davida sy izy enin-jato lahy izay niaraka taminy. Nony tonga teo amin' ny ranon-driaka Besora izy ireo, dia niato ny mpitaredretra tamin' izy ireo. David partit avec les six cents hommes qui l' accompagnaient et ils arrivèrent au torrent de Besor.