<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 30:8 | And |
Ary Davida nanontany tamin' i Jehovah hoe: Henjehiko va izany jirika izany? Ho tratro va izy? Dia namaly azy Jehovah hoe: Enjeho izy, fa ho tratranao tokoa ary ho rarakao. | ka nanontany an' ny Tompo Davida nanao hoe: Hanenjika izany jirika izany va aho? Hahatratra azy va aho? Ary hoy ny navaliny: Enjeho, fa hahatratra azy marina tokoa hianao, sady hanafaka. | Alors |