<-
->

1Sm / 1Sam 30:8 And David enquired at the Lord, saying, Shall I pursue after this troop? shall I overtake them? And he answered him, Pursue: for thou shalt surely overtake them, and without fail recover all. Ary Davida nanontany tamin' i Jehovah hoe: Henjehiko va izany jirika izany? Ho tratro va izy? Dia namaly azy Jehovah hoe: Enjeho izy, fa ho tratranao tokoa ary ho rarakao. ka nanontany an' ny Tompo Davida nanao hoe: Hanenjika izany jirika izany va aho? Hahatratra azy va aho? Ary hoy ny navaliny: Enjeho, fa hahatratra azy marina tokoa hianao, sady hanafaka. Alors David consulta Yahvé et demanda : " Poursuivrai-je ce rezzou et l' atteindrai-je ? " La réponse fut : " Poursuis, car sûrement tu l' atteindras et tu libéreras les captifs. "