<-
->

1Sm / 1Sam 30:25 And it was so from that day forward, that he made it a statute and an ordinance for Israel unto this day. Dia izany no fanao hatramin' izany andro izany, ka dia natao didy sy lalàna tamin' ny Isiraely izany ambaraka androany. Dia natao araka izany hatramin' izay andro izay ka aty aoriana, dia nataon' i Davida lalàna sy fitsipika izany mandrak' androany. Et, à partir de ce jour-là, il fit de cela pour Israël une règle et une coutume qui persistent encore aujourd' hui.