<-
->

1Sm / 1Sam 30:20 And David took all the flocks and the herds, which they drave before those other cattle, and said, This is David' s spoil. Ary Davida naka ny ondry aman' osy sy ny omby rehetra; ary nentiny nialoha ny omby hafa ireo, sady nisy niantso hoe: Itony no babon' i Davida. Koa nalain' i Davida ny biby fiompy na ny madinika na ny vaventy; dia nandeha teo alohan' izany andiam-biby fiompy izany izy ireo nanao hoe: Itony no babon' i Davida. Ils prirent tout le petit et le gros bétail et le poussèrent devant lui en disant : " Voilà le butin de David! "