<-
->

1Sm / 1Sam 30:18 And David recovered all that the Amalekites had carried away: and David rescued his two wives. Dia rarak' i Davida izay rehetra efa nobaboin' ny Amalekita; ary dia azon' i Davida koa ny vadiny roa. Ka azon' i Davida indray izay rehetra voababon' ny Amalesita, ny vadiny roa voavonjy. David délivra tout ce que les Amalécites avaient pris - David délivra aussi ses deux femmes.