<-
->

1Sm / 1Sam 30:15 And David said to him, Canst thou bring me down to this company? And he said, Swear unto me by God, that thou wilt neither kill me, nor deliver me into the hands of my master, and I will bring thee down to this company. Ary hoy Davida taminy: Hitondra ahy midina ho amin' izany jirika izany va ianao? Ary hoy izy: Mianiàna amiko amin' Andriamanitra fa tsy hamono ahy ianao na hanolotra ahy ho eo an-tànan' ny tompoko, dia hitondra anao midina ho amin' izany jirika izany aho. Dia hoy Davida taminy: Manaiky hitarika ahy ho any amin' izany jirika izany va hianao? Ary hoy ny navaliny: Mianiàna amiko amin' Andriamanitra fa tsy hamono ahy hianao, na hanolotra ahy eo an-tànan' ny tompoko, dia hitarika anao ho any amin' izany jrika izany aho. David lui demanda : " Veux-tu me guider vers ce rezzou ? " Il répondit : " Jure-moi par Dieu que tu ne me feras pas mourir et que tu ne me livreras pas à mon maître, et je te guiderai vers ce rezzou. "