<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 30:1 | And it came to pass, when |
Ary nony tonga teo Ziklaga Davida sy ny olony tamin' ny andro fahatelo, dia, indro, ny Amalekita efa nanafika ny tany atsimo sy Ziklaga ka namely an' i Ziklaga sy nandoro azy tamin' ny afo; | Nony tonga tao Sikelega Davida mbamin' ny olony, tamin' ny andro fahatelo, dia efa notafihin' ny Amalesita ny Negeba sy Sikelega: nasiany Sikelega ka nodorany; |