<-
->

1Sm / 1Sam 29:8 And David said unto Achish, But what have I done? and what hast thou found in thy servant so long as I have been with thee unto this day, that I may not go fight against the enemies of my lord the king? Fa hoy Davida tamin' i Akisy: Inona no nataoko, ary inona no hitanao tamin' ny mpanomponao hatrizay nitoerako tatý aminao ka mandraka androany, no tsy hahazoako mandeha hiady amin' ny fahavalon' ny mpanjaka tompoko? Dia hoy Davida tamin' i Akisa: Fa inona no nataoko; ary inona no hitanao tamin' ny mpanomponao, hatrizay nitoerako teto aminao ka mandrak' androany, no dia tsy hahazo mandeha hiady amin' ny fahavalon' ny mpanjaka tompoko aho? David dit à Akish : " Qu' ai-je donc fait et qu' as-tu à reprocher à ton serviteur depuis le jour où je suis entré à ton service jusqu'à maintenant, pour que je ne puisse pas venir et combattre les ennemis de Monseigneur le roi ? "