<-
->

1Sm / 1Sam 29:5 Is not this David, of whom they sang one to another in dances, saying, Saul slew his thousands, and David his ten thousands? Tsy io moa no Davida, izay nandihizany sy nanaovany hira mifamaly hoe: "Saoly nahafaty arivoarivo, Fa Davida nahafaty alinalina?" Ary moa tsy io Davida io indrindra va no nihirana tamim-pandihizana hoe: Matin' i Saola ny arivoarivo; ary matin' i Davida ny alinalina. N' est-il pas ce David, duquel on chantait dans les choeurs : "Saül a tué ses milliers et David ses myriades" ? "