<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 29:4 | And the princes of the |
Dia tezitra taminy ireo andrianan' ny Filistina ka nanao taminy hoe: Avereno ihany ilehio ho any amin' ny fonenany izay efa nomenao azy, fa aza avela hidina hiaraka amintsika hiady izy, fandrao ho tonga fahavalontsika raha miady; fa amin' inona no hahazoan' io sitraka amin' ny tompony? Tsy amin' ny lohan' ireto olona ireto va? | Tezitra tamin' i Akisa anefa ireo filohan' ny Filistina ka hoy ny filohan' ny Filistina taminy hoe: Alefaso iny lehilahy iny, aoka izy hiverina any amin' ny tany namponenanao azy any, fa aoka tsy hiara-midina amintsika ho any amin' ny ady, fandrao dia tonga fahavalontsika izy rahefa miady. Satria inona indray ary no hahazoany sitraka amin' ny tompoony fa tsy amin' ny fanolorany aminy ny lohan' ireto lehilahy ireto. | Les princes des |