<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 28:8 | And |
Dia nanova tarehy Saoly ka nitafy fitafiana hafa, dia nandeha izy sy ny olona roa lahy nanaraka azy ka tonga tao amin-dravehivavy nony alina; ary hoy izy: Masìna ianao, manaova fankatovana ho ahy amin' ny zavatra manindry anao, ka ampiakaro ho etý amiko izay hotononiko aminao. | Dia nanova tarehy sy nitafy fitafiana hafa Saola, ka niainga narahin' ny olona roa lahy. Alina no tonga tany amin' ilay vehivavy izy ireo ka hoy Saola taminy: Lazao amiko mialoha izay ho avy, amin' ny fiantsoana ny maty anankiray, ary asaovy miakatra mankaty amiko izay hotononiko aminao. |