<-
->

1Sm / 1Sam 27:12 And Achish believed David, saying, He hath made his people Israel utterly to abhor him; therefore he shall be my servant for ever. Ary Akisy nino an' i Davida ka nanao hoe: Efa nampangidy hoditra ny tenany any amin' ny Isiraely olony izy, ka dia ho mpanompoko mandrakizay. ka natoky an' i Davida Akisa, fa hoy izy: Nanao izay hampangidy hoditra azy amin' Israely vahoakany izy, ka ho mpanompoko mandrakizay. Akish avait confiance en David; il se disait : " Il s' est sûrement rendu odieux à Israël son peuple et il sera pour toujours mon serviteur. "