<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 26:8 | Then said |
Ary hoy Abisay tamin' i Davida: Efa voahidin' Andriamanitra eo an-tananao ny fahavalonao izao; koa, masìna ianao, aoka holefoniko indray mandeha monja hataoko miboroaka amin' ny tany izy, fa tsy hamely azy indroa akory aho. | Dia hoy Abisaï tamin' i Davida: Voahidin' ny Tompo eo an-tànanao ity ny fahavalonao anio, ka ankehitriny mba avelao kely re hasiako amin' ny lefona izy dia hataoko miboroaka amin' ny tany amin' ny indray mamely monja, fa tsy hiverenako fanindroany. | Alors |