<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 26:15 | And |
Ary hoy Davida tamin' i Abnera: Tsy lehilahy mahery va ianao, ary iza no tahaka anao amin' ny Isiraely? Koa nahoana ianao no tsy miambina ny mpanjaka tomponao? fa nisy anankiray tamin' ny olona tonga teo hamono ny mpanjaka tomponao. | Ary hoy Davida tamin' i Abnera: Tsy lehilahy va hianao? Ary iza no toa anao amin' Israely? Koa nahoana hianao no tsy niambina ny mpanjaka tomponao? Fa nisy anankiray tamin' ny vahoaka tonga teny hamono ny mpanjaka tomponao. |