<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 26:12 | So |
Dia nalain' i Davida ny lefona sy ny tavoara izay teo anilan' ny lohan' i Saoly ka dia lasa izy, ary tsy nisy olona nahita, na nahalala, na nahatsiaro; fa natory izy rehetra, satria nataon' i Jehovah renoky ny torimaso izy. | Dia nalain' i Davida ny lefona sy ny siny fitoeran-drano teo anilan' ny ondan' i Saola, dia nandeha izy ireo. Tsy nisy olona nahita azy, tsy nisy nahalala, tsy nisy nahatsiaro, fa natory daholo izy rehetra, fa nandatsahan' ny Tompo torimaso nandrenoka azy izy ireo. |