<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 24:9 | And |
Ary rehefa afaka izany, dia mba nitsangana koa Davida ka niala tao an-johy koa, dia niantso an' i Saoly ka nanao hoe: Ry mpanjaka tompoko ô! Ary nony nitodika azy Saoly, dia niondrika tamin' ny tany Davida ka niankohoka. | Izay Davida vao nitsangana koa sy nivoaka ny zohy ary rafitra niantsoantso an' i Saola nanao hoe: Ry mpanjaka tompoko ô! Niherika nijery Saola, dia niondrika tamin' ny tany Davida ka niankohoka. |