<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 24:8 | Dia nampijanona ny mpanompony tamin' izany teny izany Davida ka tsy namela azy hitsangana hamely an' i Saoly. Ary Saoly nitsangana ka niala tao an-johy, dia nandeha tamin' izay nalehany. | Izany no nisakanan' i Davida ny olony sy tsy namelany azy hiantoraka amin' i Saola. Dia nitsangana Saola hivoaka ny zohy, ka nanohy ny diany. | Par ses paroles, |