<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 23:25 | Ary nandeha Saoly sy ny mpanompony hitady azy. Ary nolazaina tamin' i Davida izany, ka dia nidina tany amin' ny harambato izy ka nitoetra tany an-efitr' i Maona. Ary nony ren' i Saoly izany, dia nanenjika an' i Davida tany an-efitr' i Maona izy. | Ary niainga Saola sy ny olony hikaroka. Nony nandre izany Davida dia nidina tao amin' ny haram-bato, ka nitoetra teo an' efitr' i Maona Davida. |