<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 23:19 | Then came up the |
Ary niakatra nankany amin' i Saoly tany Gibea ny Zifita ka nanao hoe: Tsy miery any aminay ao amin' ny batery fiarovana any an' ala, any amin' ny havoana Hakila, izay atsimon' ny efitra, va Davida? | Ary niakatra nankany amin' i Saola tany Gabaà, ny Zifiana, ka nilaza hoe: Miery any aminay Davida ao amin' ny fitoerana mimanda any an' ala, amin' ny havoan' i Hakila, atsimon' ny tany lava volo. | Des gens de |