<-
->

1Sm / 1Sam 23:19 Then came up the Ziphites to Saul to Gibeah, saying, Doth not David hide himself with us in strong holds in the wood, in the hill of Hachilah, which is on the south of Jeshimon? Ary niakatra nankany amin' i Saoly tany Gibea ny Zifita ka nanao hoe: Tsy miery any aminay ao amin' ny batery fiarovana any an' ala, any amin' ny havoana Hakila, izay atsimon' ny efitra, va Davida? Ary niakatra nankany amin' i Saola tany Gabaà, ny Zifiana, ka nilaza hoe: Miery any aminay Davida ao amin' ny fitoerana mimanda any an' ala, amin' ny havoan' i Hakila, atsimon' ny tany lava volo. Des gens de Ziph montèrent à Gibéa auprès de Saül pour lui dire : " David ne se cache-t-il pas parmi nous dans les refuges, à Horsha, sur la colline de Hakila, au sud de la steppe ?