<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 23:11 | Will the men of |
Ka moa ny mponina etý Keila hanolotra ahy ho eo an-tànany va? Hidina etý va Saoly toy ny efa ren' ny mpanomponao? Ry Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, mifona aminao aho, ambarao amin' ny mpanomponao. Ary hoy Jehovah: Hidina izy. | Ka moa hatolotry ny mponina eto Keilà eo an-tànany va aho? Ary moa hidina va Saola araka ny ren' ny mpanomponao? Ho sitrakao anie ny hanambara izany amin' ny mpanomponao, ry Iaveh Andriamanitr' Israely! Dia hoy Iaveh namaly: Hidina izy. |