<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 20:5 | And |
Ary hoy Davida tamin' i Jonatana: Indro, ho tsinam-bolana rahampitso, ary izaho tokony hiara-mipetraka hihinana amin' ny mpanjaka; nefa avelao aho handeha hiery any an-tsaha ambara-pihavin' ny afaka ampitso harivariva. | Ary hoy Davida tamin' i Jonatasy: Izao àry: rahampitso no tsinam-bolana, ka tokony hipetraka eo anilan' ny mpanjaka amin' ny sakafo aho; avelao aho handeha dia hiery any an-tsaha, mandra-paharivan' ny andro fahatelo. |