<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 20:41 | And as soon as the lad was gone, |
Ary nony lasa ilay zazalahy, dia nitsangana avy any atsimo Davida, ka niankohoka tamin' ny tany izy sady niondrika in-telo, ary nifanoroka izy roa lahy, ka samy nitomany; nefa ny an' i Davida dia mafy loatra. | Vao lasa ilay zazalahy dia nitsangana avy eny atsimo Davida ary nidaboka tamin' ny tany dia niankohoka intelo, vao nifanoroka izy roa lahy, ka samy rafitra nitomany tamin' ny namany avy izy ireo: ary Davida nanao ranomaso havozona mihitsy. | Tandis que le servant rentrait, |