<-
->

1Sm / 1Sam 20:11 And Jonathan said unto David, Come, and let us go out into the field. And they went out both of them into the field. Ary hoy Jonatana tamin' i Davida: Andeha ary isika hivoaka any an-tsaha. Dia nivoaka tany an-tsaha izy roa lahy. Ka hoy Jonatasy tamin' i Davida: Andeha àry isika hivoaka ho any an-tsaha. Dia nivoaka nankany an-tsaha izy roa lahy. Jonathan dit à David : " Viens, sortons dans la campagne ", et ils sortirent tous deux dans la campagne.