<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 20:1 | And |
Ary Davida nandositra niala tao Naiota any Rama, dia tonga ka nilaza teo anatrehan' i Jonatana hoe: Inona no nataoko? Inona no heloko? Ary inona no fahotako teo anatrehan-drainao, no dia mitady ny aiko izy? | Nandositra niala tany Najota any Ramà Davida, ka nony tonga izy dia niala teo anatrehan' i Jonatasy hoe: Inona no nataoko? Inona no heloko? Ary inona no fahadisoako teo anatrehan-drainao no dia mitady ny aiko izy: | S'étant enfui des cellules qui sont à |