<-
->

1Sm / 1Sam 19:8 And there was war again: and David went out, and fought with the Philistines, and slew them with a great slaughter; and they fled from him. Ary mbola nisy ady ihany; dia nivoaka Davida ka niady tamin' ny Filistina ary nahafaty betsaka, ka dia nandositra azy ireny. Ary nisy ady indray, ka nivoaka hanohitra ny Filistina Davida ka nandrafitra ady taminy; noreseny mafy tokoa izy ireo ka vaky nandositra teo anoloany. Comme la guerre avait repris, David se mit en campagne et combattit les Philistins; il leur infligea une grande défaite et ils s' enfuirent devant lui.