<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 18:17 | And |
Ary hoy Saoly tamin' i Davida: Indro homeko ho vadinao Meraba vavimatoako, koa mahereza ho ahy anefa ianao, ary miadia ny adin' i Jehovah. (Fa hoy Saoly: Aoka tsy ny tanako no hamely azy, fa aoka ny tanan' ny Filistina no hamely azy.) | Ary hoy Saola tamin' i Davida: Indro homeko ho vadinao Meroba, zanako vavimatoa. Misehoa ho mahery fo anefa hianao, ary tohàny ny adin' ny Tompo. Fa Saola nanao anakampo hoe: Aza ny tànako no mamely azy, fa aoka ny tànan' ny Filistina no hamely azy. |