<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 17:49 | And |
Ary natsofok' i Davida tao an-kitapo ny tananay, ka naka vato tao izy, ka dia nalefany tamin' ny antsamotady, ka nahavoa ilay Filistina tamin' ny handriny, ary nilentika tamin' ny handriny ny vato, dia potraka niankohoka tamin' ny tany izy. | ka natsofok' i Davida tao anatin' ny kotrany ny tànany, notsoahany avy tao ny vato iray, ary nalefany tamin' ny antsamotady. Nahavoa ilay Filistina tamin' ny handriny izy, sady niletra tamin' ny handriny ny vato, ka lavo niankohoka tamin' ny tany izy. | Il mit la main dans son sac et en prit une pierre qu' il tira avec la fronde. Il atteignit le |