<-
->

1Sm / 1Sam 17:46 This day will the Lord deliver thee into mine hand; and I will smite thee, and take thine head from thee; and I will give the carcases of the host of the Philistines this day unto the fowls of the air, and to the wild beasts of the earth; that all the earth may know that there is a God in Israel. Anio no hanoloran' i Jehovah anao amin' ny tanako, ary hamely anao aho ka hanapaka ny lohanao, dia homeko ny voro-manidina sy ny bibi-dia ny fatin' ny miaramilan' ny Filistina anio, mba ho fantatry ny tany rehetra fa manana Andriamanitra tokoa ny Isiraely. Anio dia hatolotry ny Tompo eo an-tànako hianao, ka hasiako hianao, ary hoesoriko eo amboninao ny lohanao; anio dia homeko ny voro-manidina any an-danitra sy ny bibin' ny tany ny fatin' ny tafiky ny Filistina, ka ho fantatry ny tany rehetra fa manana Andriamanitra Israely; Aujourd' hui, Yahvé te livrera en ma main, je t' abattrai, je te couperai la tête, je donnerai aujourd' hui même ton cadavre et les cadavres de l' armée philistine aux oiseaux du ciel et aux bêtes sauvages. Toute la terre saura qu' il y a un Dieu en Israël,