<-
->

1Sm / 1Sam 17:39 And David girded his sword upon his armour, and he assayed to go; for he had not proved it. And David said unto Saul, I cannot go with these; for I have not proved them. And David put them off him. Ary Davida namehy ny sabany tamin' ny akanjo fiadiany, dia nanandrana handeha; fa tsy mbola nahazatra azy izany, ka hoy izy tamin' i Saoly: Tsy afa-mandeha amin' ireto aho, fa tsy mbola nahazatra ahy; ary dia nesorin' i Davida izany. nafehin' i Davida teo ambonin' ny akanjo fiadiany koa ny sabatr' i Saola, dia nanandrana namindra izy, fa mbola tsy nanandrana na oviana na oviana. Hoy Davida tamin' i Saola: Tsy afa-mamindra amin' ireto fiadiana ireto aho, fa tsy mba zatra amin' itony. Dia nesorin' i Davida ireny; Il ceignit David de son épée, par-dessus sa tenue. David essaya de marcher, car il n'était pas entraîné, et il dit à Saül : " Je ne puis pas marcher avec cela, car je ne suis pas entraîné. " On l' en débarrassa donc.