<-
->

1Sm / 1Sam 17:37 David said moreover, The Lord that delivered me out of the paw of the lion, and out of the paw of the bear, he will deliver me out of the hand of this Philistine. And Saul said unto David, Go, and the Lord be with thee. Ary hoy koa Davida; Jehovah, Izay namonjy ahy tamin' ny tanan' ny liona sy ny bera, Izy no hamonjy ahy amin' ny tanan' io Filistina io. Dia hoy Saoly tamin' i Davida; Mandehana, ary homba anao anie Jehovah. Dia hoy koa Davida: Iaveh izay efa namonjy ahy tamin' ny liona sy ny orsa, no hamonjy ahy koa amin' ny tànan' io Filistina io. Ka hoy Saola tamin' i Davida: Andeha àry, ary homba anao anie Iaveh. David dit encore : " Yahvé qui m' a sauvé de la griffe du lion et de l' ours me sauvera des mains de ce Philistin. " Alors Saül dit à David : " Va et que Yahvé soit avec toi! "