<-
->

1Sm / 1Sam 17:23 And as he talked with them, behold, there came up the champion, the Philistine of Gath, Goliath by name, out of the armies of the Philistines, and spake according to the same words: and David heard them. Ary raha mbola niresaka taminy izy, indro, tamy niakatra avy teo amin' ny laharan' ny miaramilan' ny Filistina ilay mpihantsy ady, lehilahy Filistina avy any Gata, Goliata no anarany; ary niteny tahaka ny teo aloha ihany izy ka ren' i Davida. Mbola niresaka amin' ireo rahalahiny eo Davida, no inty ilay mpiady, Goliata no anarany, ilay Filistina avy any Geta nitsoaka avy eo amin' ny laharan' ny Filistina, sy niteny tahaka ny teo aloha ihany ary ren' i Davida izany. Pendant qu' il leur parlait, le champion il s' appelait Goliath, le Philistin de Gat montait des lignes philistines. Il dit les mêmes paroles que ci-dessus et David les entendit.