<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 15:6 | And |
Ary hoy Saoly tamin' ny Kenita: Andeha miala ianareo, ka midìna hiala amin' ny Amalekita, fandrao miaraka aringako aminy ianareo, fa ianareo nanisy soa ny Zanak' Isiraely rehetra, fony izy nivoaka avy tany Egypta. Ka dia niala tamin' ny Amalekita ny Kenita. | Hoy Saola tamin' ny Kineana: Mandehana mihataka hianareo, midina avy eo afovoan' i Amaleka, fandrao voasaroko miarak' aminy koa hianareo, fa soa no nataonareo tamin' ny zanak' Israely rehetra fony izy nivoaka avy tany Ejipta. Dia nihataka niala teo afovoan' i Amaleka ny Kineana. |