<-
->

1Sm / 1Sam 15:6 And Saul said unto the Kenites, Go, depart, get you down from among the Amalekites, lest I destroy you with them: for ye shewed kindness to all the children of Israel, when they came up out of Egypt. So the Kenites departed from among the Amalekites. Ary hoy Saoly tamin' ny Kenita: Andeha miala ianareo, ka midìna hiala amin' ny Amalekita, fandrao miaraka aringako aminy ianareo, fa ianareo nanisy soa ny Zanak' Isiraely rehetra, fony izy nivoaka avy tany Egypta. Ka dia niala tamin' ny Amalekita ny Kenita. Hoy Saola tamin' ny Kineana: Mandehana mihataka hianareo, midina avy eo afovoan' i Amaleka, fandrao voasaroko miarak' aminy koa hianareo, fa soa no nataonareo tamin' ny zanak' Israely rehetra fony izy nivoaka avy tany Ejipta. Dia nihataka niala teo afovoan' i Amaleka ny Kineana. Saül dit aux Qénites : " Partez, séparez-vous des Amalécites, de peur que je ne vous fasse disparaître avec eux, car vous avez été bienveillants à tous les Israélites quand ils montaient d'Égypte. " Et les Qénites se séparèrent des Amalécites.