<-
->

1Sm / 1Sam 15:21 But the people took of the spoil, sheep and oxen, the chief of the things which should have been utterly destroyed, to sacrifice unto the Lord thy God in Gilgal. Nefa nangalan' ny olona ondry aman' osy sy omby ny babo, dia izay soa avy tamin' ny zavatra haringana,1 mba hovonoina hatao fanatitra ho an' i Jehovah Andriamanitrao ao Gilgala. Ary ny vahoaka naka tamin' ny ondry sy ny omby izay santatry ny anatema mba hanaovana sorona amin' ny Tompo Andriamanitrao, any Galgalà. Dans le butin, le peuple a pris, en petit et en gros bétail, le meilleur de ce que frappait l' anathème pour le sacrifier à Yahvé ton Dieu à Gilgal. "