<-
->

1Sm / 1Sam 15:12 And when Samuel rose early to meet Saul in the morning, it was told Samuel, saying, Saul came to Carmel, and, behold, he set him up a place, and is gone about, and passed on, and gone down to Gilgal. Ary nifoha maraina koa Samoela hitsena an' i Saoly, dia nisy nilaza tamin' i Samoela hoe: Saoly efa tonga ato Karmela, ary, indro, izy nanorina fahatsiarovana ho azy, dia nihodina ka nandroso nidina ho any Gilgala. Nifoha maraina koa Samoela hitsena an' i Saola, dia nisy nilaza tamin' i Samoela hoe: Tany Karmela Saola nanangana tsangam-bato ho azy, ary avy eo izy dia niverina dia nandroso lavidavitra sy nidina nankany Galgalà. Le matin, Samuel partit à la rencontre de Saül. On lui donna cette information : " Saül est allé à Karmel pour s' y dresser un trophée, puis il est reparti plus loin et il est descendu à Gilgal. "