<-
->

1Sm / 1Sam 14:47 So Saul took the kingdom over Israel, and fought against all his enemies on every side, against Moab, and against the children of Ammon, and against Edom, and against the kings of Zobah, and against the Philistines: and whithersoever he turned himself, he vexed them. Ary Saoly nahazo ny fanjakan' Isiraely ary niady tamin' ny fahavalony rehetra manodidina, dia tamin' ny Moaba sy ny taranak' i Amona sy ny Edomita sy ny mpanjakan' i Zoba ary ny Filistina; ary izay nalehany rehetra dia resiny avokoa. Rahefa azon' i Saola ny fanjakana tamin' Israely, niady tamin' ny fahavalony rehetra manodidina izy, dia tamin' i Moaba, tamin' ny taranak' i Amona, tamin' i Edoma, tamin' ireo mpanjakan' i Sobà ary tamin' ny Filistina, ka izay nitodihany rehetra na aiza na aiza resiny avokoa. Saül s' assura la royauté sur Israël et fit la guerre de tous côtés contre tous ses ennemis, contre Moab, les Ammonites, Édom, le roi de Çoba et les Philistins; où qu' il se tournât, il était victorieux.