<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 14:30 | How much more, if haply the people had eaten freely to day of the spoil of their enemies which they found? for had there not been now a much greater slaughter among the |
Ka mainka fa raha navela hihinanan' ny olona ny babo azony tamin' ny fahavalony, tsy ho nahafatesana be lavitra va ny Filistina? | Raha izay ny vahoaka no nihinana androany tamin' ny babo azony tamin' ny fahavalony dia ho mafy lavitra ny nandresena ny Filistina. | A plus forte raison, si le peuple avait mangé aujourd' hui du butin qu' il a trouvé chez l' ennemi, est-ce qu' alors la défaite des |