<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 14:22 | Likewise all the men of |
Ary ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely izay niery tany amin' ny tany havoan' i Efraima, raha nandre ny nandosiran' ny Filistina, dia nanenjika azy fatratra koa tamin' ny ady. | Ireo lehilahy rehetra amin' Israely, izay niery tany amin' ny tendrombohitr' i Efraima, nony nandre ny nandosiran' ny Filistina, dia rafitra nanenjika sy niady tamin' ireny koa. | Tous les |