<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 13:3 | And |
Ary Jonatana namely ny miaramilan' ny Filistina, izay tany Geba, ary ren' ny Filistina izany. Ary Saoly nampitsoka anjomara teny amin' ny tany rehetra ka nanao hoe Aoka handre ny Hebreo. | Namely ny miaramilan' ny Filistina izay tao Gabea Jonatasy ka ren' ny Filistina izany. Ary nampitsoka ny trompetra tany amin' ny tany rehetra Saola ka nanao hoe: Aoka handre ny Hebrio. |