<-
->

1Sm / 1Sam 13:12 Therefore said I, The Philistines will come down now upon me to Gilgal, and I have not made supplication unto the Lord: I forced myself therefore, and offered a burnt offering. dia hoy izaho: Hidina amin' izao ny Filistina hamely ahy atý Gilgala, nefa tsy mbola nanao fifonana tamin' i Jehovah aho; dia sahy ihany aho ka nanatitra ny fanatitra dorana. dia niteny anakampo aho: Hidina hamely ahy aty Galgalà ity ny Filistina nefa aho mbola tsy nanao fifonana tamin' ny Tompo akory. Koa na dia tsy tiako velively aza, dia voatery nanatitra ny sorona dorana aho. Je me suis dit : Maintenant les Philistins vont descendre sur moi à Gilgal et je n' aurai pas apaisé Yahvé! Alors je me suis contraint et j' ai offert l' holocauste. "