<- -> |
[King James Bible] The Revelation |
[Baiboly 1865] Apokalypsy |
[Baiboly Katolika] Fanambaràna |
[Bible de Jérusalem] L'Apocalypse |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
Apo / Ap 18:2 | And he cried mightily with a strong voice, saying, |
Ary niantso tamin' ny feo mahery izy ka nanao hoe: Rava! rava Babylona lehibe! ka tonga fonenan' ny demonia sy fieren' ny fanahy maloto rehetra ary akanin' ny vorona rehetra izay maloto sy ankahalaina. | Niantso tamin' ny feo mahery izy, nanao hoe: Rava, rava Babilona lehibe, ka tonga fonenan' ny demony, sy fitoeran' ny fanahy maloto rehetra, ary fieren' ny vorona maloto halan' ny olona rehetra! | Il s'écria d' une voix puissante : " Elle est tombée, elle est tombée, |