<- -> |
[King James Bible] The Revelation |
[Baiboly 1865] Apokalypsy |
[Baiboly Katolika] Fanambaràna |
[Bible de Jérusalem] L'Apocalypse |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
Apo / Ap 14:1 | And I looked, and, lo, a Lamb stood on the mount |
Ary hitako fa, indro, ny Zanak' ondry nitsangana teo an-tendrombohitra Ziona, ary nisy efatra arivo amby efatra alina sy iray hetsy nomba Ary, samy manana ny anarany sy ny anaran' ny Rainy voasoratra eo amin' ny handriny. | Nijery indray aho, ka indro nitsangana teo an-tendrombohitr' i Siona ny Zanak' ondry; olona efatra arivo sy efatra alina sy iray hetsy no nanaraka azy, ary voasoratra teo an-kandrin' ireo ny anarany sy ny anaran-dRainy. | Puis voici que l' |