<-
->

Mts / Mpits 6:9 And I delivered you out of the hand of the Egyptians, and out of the hand of all that oppressed you, and drave them out from before you, and gave you their land; ary namonjy anareo tamin' ny tanan' ny Egyptiana sy ny tànan' izay rehetra nampahory anareo, dia nandroaka ireny teo anoloanareo Aho, ka nomeko anareo ny taniny; Nanafaka anareo tamin' ny tànan' izay rehetra nampahory anareo; noroahiko teo anaoloanareo ireny dia nomeko anareo ny taniny. Je vous ai délivrés de la main des Égyptiens et de la main de tous ceux qui vous opprimaient. Je les ai chassés devant vous, je vous ai donné leur pays,