<-
->

Mts / Mpits 6:8 That the Lord sent a prophet unto the children of Israel, which said unto them, Thus saith the Lord God of Israel, I brought you up from Egypt, and brought you forth out of the house of bondage; Jehovah dia naniraka mpaminany anankiray ho any amin' ny zanak' Isiraely, izay nilaza taminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitry ny Isiraely Izaho no nitondra anareo niakatra avy tany Egypta sady nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny trano nahandevozana dia naniraka mpaminany anankiray tamin' ny zanak' Israely Iaveh. Hoy izy taminy hoe: Izao no tenin' ny Tompo Andriamanitr' Israely. Nitondra anareo niakatra avy tany amin' ny tany Ejipta aho; ary namoaka anareo tamin' ny trano fanandevozana. Yahvé envoya aux Israélites un prophète qui leur dit : " Ainsi parle Yahvé, Dieu d' Israël. C' est moi qui vous ai fait monter d'Égypte, et qui vous ai fait sortir d' une maison de servitude.